FORMAPROD's profile picture.

Unité de liaison

@FORMAPROD

24 taona i Lala ankehitriny, kaomina iray tsy lavitra an'Ihosy no misy azy, manambady sy zanaka iray. Kilasy « première » izy no nijanona nianatra ka nanapa-kevitra ny hivelona amin’ny... facebook.com/permalink.php?…


Nijanona nianatra teo amin’ny kilasy « Terminale » RASOANOMENJANAHARY Marie Sylviane na i Sylviane, tovovavy 26 taona, efa manambady aman-janaka. Tsy lavitra ny tananan'Ihosy no misy azy,... facebook.com/permalink.php?…


27 taona i ZARAVELO RINO Nantenaina Boniface na RINO raha niofana momba ny voly traka sy legioma tao amin’ny ivotoerana St Gabriel Andiolava Ihosy. In-telo naka BAC izy fa tsy nety afaka.... facebook.com/permalink.php?…


Izy no Jean de Dieu, tovoahy nitombo sy nianatra tao Brickaville. Rehefa afaka Bakalorea izy dia naniry ny hanohy tamin'ny lalam-piofanana "Toekarena" ao amin'ny Oniversiten'i Toamasina,... facebook.com/permalink.php?…


« Niarakandro no asako rehefa niala fianarana teo amin’ny kilasy 7ème. Mba hamenoako ny fotoanako anefa dia niompy akoho vitsivitsy teny koa aho. Nahagaga fa tsy mety mitombo isa mihitsy ny... facebook.com/permalink.php?…


Izy no Jux Romain, monina ao Soanierana Ivongo, nisafidy ny hifototra amin'ny fambolena agnana sy legioma rehefa tsy nianatra intsony. Anisan'ireo nisitraka ny fanohanan'ny fandaharanasa... facebook.com/permalink.php?…


Ny faha 13 sy 14 desambra 2019 teo no vita ny fandraisana ireo trano vaovao miisa telo ho an’ny CAFPA Maintirano, ivotoeram-panofanana miankina amin’ny fanjakana izay mandray ireo tanora ao... facebook.com/permalink.php?…


Tolotr'asa FORMAPROD: Fitadiavana GARDIEN hiasa any Ambositra. Mba aparitaho amin'ny namana rehetra. facebook.com/permalink.php?…


Izy no Nantenaina Maminirina, tanora nahavita fiofanana mahakasika ny fiompiana akoho gasy tamin'ny taona 2018. Ao Amboanemba kaominina Sambaina Manjakandriana no misy azy. Tsy niandry... facebook.com/permalink.php?…


Comme promis, la vente des litchis de qualité en provenance de la région Est de Madagascar a commencé ce matin dans trois endroits très fréquentés de la capitale : dans l’enceinte de COTISSE... facebook.com/permalink.php?…


Araka ny efa nambara teto dia nanomboka androany maraina ny fivarotana ireo litchis tsara kalitao avy any Atsinanana tamin’ny toerana telo be olona mivezivezy eto Antananarivo dia ny Cotisse... facebook.com/permalink.php?…


Nitsidika ny tanora mpitsitraka ny fanohanan'ny FORMAPROD any Atsinanana sy Analanjirofo ny Mpandrindra Nasionalin'ny Fanadaharanasa, Rtoa RAKOTONAIVO Hary Lala, tamin'ity herinandro ity ka... facebook.com/permalink.php?…


Des litchis de qualité en provenance de la région Atsinanana, soigneusement préparés et emballés par les jeunes appuyés par FORMAPROD seront proposés aux consommateurs dans différents points... facebook.com/permalink.php?…


This account does not follow anyone
Loading...

Something went wrong.


Something went wrong.